Entry | ampaha tsy azo tsorina | |
Elementary words | ampaha ; tsy azo tsorina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ampaha tsy ahitana isa na dia iray aza izay afaka mizara ny mpanisa no mizara ny mpanondro miaraka [1.13] | |
Explanations in French | Fraction irréductible [1.13] | |
Vocabulary | Mathematics: arithmetic | |
Updated on 2023/11/20 |